Lehibe ny zanako (raozigasy)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Lehibe ny zanako,Ka tsy mety tantanako
Fa mikarenjy
Sy mivenjivenjy,
Tsy mety afa-po
Efa ho adiny roa
Dia mitodika kely
Ilay mason’anjely
Sady mikiaka
Amim-peo sariaka
Sy mitabataba
Toa miantso an’i dada
Izaho ato aoriana
Revo, sondriana
Manara-dia
Kevoka èry
Fa lehibe ny zanako
Efa tsy mety tantanako
--------
Lien:
Catégorie :
zanaka - Fianakaviana