Maina (raozigasy)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Maina teo ny molonyKa ts’isy izay voatonony
Ny teny tiany ambara
Fa tonga dia voarara
Nakombona ny vavany
Nikentrona ny tavany
Hatramin’ny feony kenda
Maina hatramin’ny tenda
Fa notapahin-doha
Ilay fitia vao nifoha
Nakatona ny fony
Tsy hahay hitia intsony
Paris 08/06/04
--------
Lien: