MIFANDAMINA (raozigasy)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Mifandamina Raha ireo rehetra voatanisa
S’ireo rehetra tianao tamiko
Raha ireo rehetra tsy voavisa
Noheverinao ho mamiko
Raha ireo tiako taminao
S’ilay “ianao” notiaviko
Raha ireo rehetra izay natao
Nekeko tsy nolaviko
Raha ireo no atambatra
Sy ataontsika adisanina
Isika kay ka sambatra
K’aleo re mifandamina
--------
Lien:
Catégorie :
Aingam-panahy
Fans:
Zozoro
Commentaires
Zozoro
(
28/05/2009 20:10)
Mahafinaritra...Mankasitraka.
Minoa fa sambatra ianareo.
Minoa fa sambatra ianareo.