Ngadona sy rima (raozigasy)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Fa ianao no gadonaAry izaho no rima
Raha tsy eo ny gadonao
Tsy miteny ny rimako
Raha tsy eo ny rimarimako
Very endrika ianao
Ka ianao sy izaho
Dia gadona sy rima
Mahatonga tononkalo
Tonon-kiram-piainana
PARIS 28/06/2004
--------
Lien:
Commentaires
hendry
(
06/07/2004 15:56)
Fa ngah moa tsy "gadona" ny fiteny fa tsy ngadona?
raozigasy
(
10/09/2006 01:30)
misaotra hendry fa efa novaiko ilay izy a !!!