Ry foko o misandratà (raozigasy)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ry foko o ! misandratàAvia ianao mitraka
Ka aza odiana re
Ireo jaly marobe
Niainanao fahiny
Ry foko o ! aok’izay
Ity kapoka kibay
Hifandatsanao tena
Sy antso hoe miverena
Jereo ny ankehitriny
Aleo ny lasa ho any
Efa fahiny izany
Aleo ny taloha hatory
Aza tsaroana akory
--------
Lien:
Catégorie :
Aingam-panahy