TRATRY NY KRISMASY (raozigasy)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tratry ny krismasyizay no teny malagasy
entiko hirariana soa
ho anao sy ahy koa
Tratry ny krismasy
dia faingana aza milasy
miravoa dia mifalia,
mahaiza koa mifankatia
Tratry ny krismasy
dia mba tsarovy ireo mangasy
tsy mba manam-pifaliana
lavitra fianakaviana
.....
--------
Lien:
Catégorie :
Fety