Tsy ho hadinoko iny (raozigasy)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ho setrin'ny "tsy ho hadinoko iny" nosoratan'i KiriahTsy ho hadinoko iny
Fa misy pejy iray
Voakafiry, notsitsiany
Ho azy mandrakizay
K’ireo tantara rava
Voasaraky ny androany
Ireo teny diso vava
Voatahiry any
Tsy ho hadinoko iny
Fa an-toerana voatokana
Izay fitadidiany
Izy no atokana
--------
Lien:
Catégorie :
sitraka sy setriny - Aingam-panahy