Tsy mety (raozigasy)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tsy mety ange ny sofiko, raha tsy maheno anao,
Tsy mety ange ny foko, raha tsy adobokao,
Tsy mety ange ny findaiko, raha tsy ahovitrao
Tsy mety ilay tsy mety, tsy mihaona aminao

Tsy mety ange ny tanako, raha tsy misafo kely,
Tsy mety ange ny molotro, raha tsy mahazo mamikely,
Tsy mety ange ny masoko, raha tsy mahita anao,
Tsy mety ilay tsy mety, nefa tsy mety ianao
--------
Lien:
Catégorie : Aingam-panahy
981 0
Commentaires
Soarilala ( 08/02/2012 16:42)
Tsy mety ahoana no tsy mety
Ao fa tsy maintsy atao izay mety
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0333