Vao (raozigasy)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
VAOVao ny sarinao no hitako
Vao ny anaranao no henoko
Dia loza ny fangitakitako
Ka noraisiko ny peniko
27/06/04
--------
Lien: