LASA ARETINA (RASOA)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Izay hevitra nifamaliana
Nahatonga hatezerana niadiana
Dia sanatria tsy hoe tsy tiana
Fa fitaizan-tena tsy nitoviana
Na hevitra tsy takatra
Nefa dia samy nitompo teny fatratra
Tsy ahoana dia niakatra
Nivazavaza tsy nety sasatra

Raha nentitsika am-pitoniana
Nasiana fandeferana sy firahalahiana
Dia tsy alahelo sy fitomaniana
No nitaiza aty aoriana

RASOA
FEBROARY 2015
--------
Lien:
Catégorie : Alahelo
310 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : RASOA
Inséré par : RASOA16
Date : 10/04/2022 17:44
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0147