MANINA (Riva)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ny eritreritro any Ankaratrany masoko any Andringitra
ny tenako eto Imerina;
mihamalazo fahavaratra
'ty foko...no miharingitra
tsy mahandry anao hiverina!
--------
Lien:
Catégorie :
embona