Niniako tsy ho tia (Tiarah)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Niniako ny nikipy mba tsy ho lasany ny foko
Niniako ny nitsiky mba tsy ho fantany ireo toloko
Niniako ny tsy nanaiky fa hay ny foko miha tia
Niniako ny tsy hiantso isan andro hoe Avia

Izy kosa nefa dia revo aok ' izany
Izy kosa nefa tena fy , tena mamy
Izy kosa nefa ,maniry mafy ny hiara dia
Izaho kosa nefa ,mindrana fitia

Mety mbola hisy ve ny fotoana hiarahana
Mety mbola ho azo atao ve ny hianoka hasambarana
Mety ho izy ve ilay nandrasako hatrizay
Mety ho izy ve ilay hitia ahy ho mandrakizay.
--------
Lien:
Catégorie : Fitiavana
1293 1
Fans: oracle
Commentaires
ckassie ( 16/07/2010 16:18)
tsy ratsy kan
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0135