tsy hanadino anao (tiff)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
tsy hanadino anaotsy hanadino anao aho
naiza naiza tany alehako
mitia anao mangina aho
ninoninona atrehako
mbola lavitra ny lalako
tsy hokivy aho na hoketraka
manantena aho ry malalako
fa enao no hizarako ze mavesatra
mafy sy manonja ny ady
zay atrehako isanandro
miaritra aho ka mivoady
fa tsy hiverina intsony @iny lalana iny
17/03/07
--------
Lien:
Catégorie :
Aingam-panahy