RESY AHO (Tsanta MIKANTO)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
RESY AHOResy aho fa mbola hitràka
Voadingana aho fa mbola ho lasa,
Ory aho fa mbola hifaly,
Tsiriry aho fa mbola ho vary!
Resy aho dia hangina,
Resy aho satria hafa
Eny e! hafa marina angamba aho a!!!
Hafa aho raha mitomany,
Tsy mba manam-paharoa
Ny fihomehiko koa dia hafa!
Hositrana ny feriko,ary hotanteraka ny teniko
(...)
Tsanta MIkANTO(31/08/14, 19h, 37min)
--------
Lien:
Catégorie :
Alahelo