VELOMA (Tsanta MIKANTO)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tononkalo ho fanaovam-beloma an'i Madame ANDRIANTOAVINA,izay mpanabe antsika tao am ENS izay maty nianjeran'ny trano niaraka tamin'ny fianakaviany tetsy fiadanana ny fevrier 20115. Tsy ho adinonay ianaoVELOMA
Amboara iray :veloma !
Ry foko ô, mionona ,
Fa nofo izy iny !
Mainty very hariva,
Masoandro iray nadiva !
Iny havako iny !
Lahatra anikeheo,
Fa tapaka hatreo
Ny hazofijaliany !
Koa foany re ny saona,
Fa any ankoatra any,
Isika mbola hihaona !
AZA MITOMANY !!!!
--------
Lien: