teo izy omaly (TSY RENDRIKA Spica)

Lu par hery
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
teo izy omaly fa nangaina irery
tsy nisy izay namaly
teo niandry anao,niaritra ny orana
tianymantsy ianao
teo izy teo,ny sainy toy ny very
teo izy f'efa leo
teo izy omaly,nitady fahasosorana
tsy afaka ny ho faly
--------
Lien:
Catégorie : fanantenana - Alahelo - Fitiavana
1407 2
Commentaires
kiriah ( 10/02/2012 10:04)
tiko ny tononkalo fohy nefa mafonja , fohy nefa mahatonga tsara ilay hafatra tina ho lazaina , merci !
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0146