Donam-pitia (Vetso mena)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
_ lay fo voadona ka nitomanyVery olon-tiana lasa tany ho any
Nankarary mafy nahalatsa-dranomaso
Fa izay ny Aminy fa nilaozany ianao
_ alahelo mafy tsy nahitana torimaso
Toa nangina nankarary nahavoa ny tazo
Tena mafy Taminy nilaozan'olon-tiana
Nefa izay no anjara, tsisy nenina raha tsy efa tara
_ ny tomany sy eritreritra sisa no hery
Mahatsiaro ireny lasa, teny kely efa voateny
Ary ankehitriny mbola anatin'ny saina
Ity olona iray izay nafoizana ny aina
--------
Lien:
Catégorie :
Aingam-panahy - Fitiavana