Kanto (Vetso mena)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
_ hitoriako lay fitiavako, hizarako ny hasambarakoIanao ry Kanto, kantokanton'ireo kalokalo
Hamoronako ny tsisy, hampiadiko izato rima
Tsy ialako, tsy an-kitsitsy, kantokanton'ny fitia
_ hitoriko hasambarana hizarako fiadanana
Omeko ny soa sy ny tsara, hatramin'ny tantara
Kanefa ekeko ihany fa sarotra ny maka anao
F'Ianao irery ihany, kantokanton-diteratiorako
--------
Lien:
Catégorie :
Eritreritra mandalo - Aingam-panahy