Tsy ho Ahy (Vetso mena)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
_ nandao ianao tsy nitenyNiala ianao tsy niery
Fa lasa ka nandao
Nefa izaho tsy ho vitanao
_ nisaraka eto indray
Tsika lay nifampiray
Nifandao ilay dia
Na dia mbola tia
_veloma ratovovavy
Mbola hisy ny ho avy
Hanolo indray ny toeranao
Lay toerana nindraminao
--------
Lien:
Catégorie :
Aingam-panahy - Fitiavana