Aza (zazah)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Aza sainina mialohana nofisina akory
izay olona hamoha
ny fonao matory.
Dia aza koa tadiavina
izay olona hotiavina,
fa, monja,
andraso dia ho tonga.
--------
Lien:
Catégorie :
Fitiavana