Daty : 19/02/2004 19:00
Nijery : 3897
Tononkalo: 18 Jereo eto
Mankafy : 2 Ankafizo
DadaRabe
DadaRabe, na RABE Andriamanarivo PaolyMpanoratra mivahiny any atsimon'i Frantsa any.
Namoaka boky: "Dia nisy ny mazava"
Raha mitady ny asa-sorany ianao dia ataovy ao amin'ny google ny teny "DadaRabe" fa be ny site misy ny asany.
Maro ireo gazety na radio na eto Madagasikara na any ivelany efa namoaka ny sangan'asany (Tribune, Lakroa, feon'Imerina, Teny fiainana USA, Malagasy Bordeaux, Radiomada Bordeaux, Radio eto Iarivo, radio dialogue, sns...)
Dokotera Psychiatre sy Anthropologue.
Assistant Sp
Rohy:
https://vetso.serasera.org/mpanoratra/dadarabe