POLITIKAN AFRIKA (and)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
AOK ZAY FA MAHAMAY NY RA MANDRIAKA HATRAMIZAY
ZOKY ,ZANDRY,DADANAY
NAFOINAAY REO HAVANAY
POLITIKAN AFRIKA
POLITIKA FIKAFIKA
POLITIKA LAINGALAINGA
POLITIKA HAFETSENA
OENTINA HILAN KARENA
RY VAHOAKA MIFOHAZA
F AZA METY HATAO FIHAZA
NDAO HIASA HANAN -DAZA
HANABEAZANA NY ZAZA
SATRI RAH AZONY EO NY SEZANY
F IZANY ANIE NO TENA EZANY
DIA IANAO NO HIMEHEZANY
POLITIKA MANKALEO
ADALA ZAY MITOLONA EO
SATRIA NAHONA RY ZAREO
IANAO HADINONY AVY EO.
TAPITRA FA NIKATRA NY SORATRA
SAKAYMENA
--------
Rohy:
Sokajy :
Politika
Mpakafy:
Zozoro