Ao aminao (BREACKSONG)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Asa ianao raha maharsikaritraFa ao aminao dia misy faritra
Izay tsy voakasin-dalitra
Ka lasa zavatra tsy haritra
Fa raha lalaoviko maharitra
Dia tena mahafinaritra
--------
Rohy:
Sokajy :
Aingam-panahy