Malala ô (DADAFARAtolotra)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Raha sendra hitanao ny tanako,Maniriniry hisakambina.
Raha toa ka tsinjona ny masoko,
Mandefa taratra hibanjina.
Dia ny fonao no masoandro,
Fahazavana sy ho jiro.
Dia raha sitrakao ny sitrako,
Eo ny soroko fikiro,
Fa mamy loatra raha ianao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny tononkalo
Mpanoratra : DADAFARAtolotraNampiditra : DADAFARAtolotra
Daty : 24/02/2026 07:38
