Taona vaovao (havotraniaina)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Lasa iny ny taona, mivalona ho lasa.
Tsy adino ny tantara, sy izay ho kinasa.
Taom-pifaliana, ny taona vaovao.
Izany no irina , ho ahy sy ho anao.
--------
Rohy:
422 1
Mpakafy: havotraniaina
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : havotraniaina
Nampiditra : havotraniaina
Daty : 22/01/2025 08:27
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0119