Fiainana iainana (lain's rakoto)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Asa soratraAsa tanana
Asa saina
Asa loha
Asa mafy
Asa ngaha
Asa raha
Asa inona
Asa foana
Asa lava
Asa sarotra
Asa re
Asa tsisy fiafarana
Asa tsy afaka ialana
Asa jiaby izay atao
Asa izay alehanao
Asa trandraka
Asa ravaka
Asa miaraka
Asa manaraka
Asa tsy afa misaraka
Na mitendry na miaraka
Asa teny asa vava
Asa kopak'ambava
--------
Rohy:
Sokajy :
Aingam-panahy
Mpakafy:
Naje