Ampidiro aloha ny tenimiafina
Angaha (Ny Alimbetso Soa)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Angaha!tsy ao aminao ny fitoniana
no miantso fahoriana
aza mandratra tena
hitakoko, mahonena
Angaha!
tsy efa afa-tsaona
nifaly sy nikorana
toa zary moana
zany lalan-kmbana
Mitsikia re, mifalia
Mahareta ka sahia
Ny solon'ny fitia, fitia
K'aza de mania...
NAS 01/04/05 21h 01
--------
Rohy:
Sokajy :
Fitiavana
Mpakafy:
rentimpanahy
