Aza kivy (Ny ToKy ( NTK ))

Nantsain'i
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Aza kivy

Na mety ho mafy ny omaly, mbola ho sedra ny ampitso,
Aza kivy fa minoa, hareno izay tsy nety, ataovy hanatra ny diso
Raha ny fitiavana no maha ory, mampisento lava foana
Aza kivy fa mbola ho hitanao ilay tianao, tia anao izay aharitra aman-taona
Amin'izay fotoana izay dia ho sambatra ny fonao ary ny fanahy koa
ka tsy ho kivy fa ho sambatra satria efa miadana ao am-po

NTK 2012 10 10
--------
Rohy:
2263 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Ny ToKy ( NTK )
Nampiditra : ntk
Daty : 19/10/2012 06:25
Antsantononkalo
Nantsain'i
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0107