NY VEHIVAVY AMINY (Rakotomalalason Jean Olivier (R.JO))
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ny vehivavy aminy Iri-mahaory raha ny vehivavy
Mampitsiriritra toa ronono an-tavy
Mamitaka ihany koa toa I Eva niandohany
Kanefa raha tenenina dia mody mitomany
Malalason
08 Mars 2007
--------
Rohy:
Sokajy :
Aingam-panahy
Mpakafy:
Malalason
Hevitra mandeha
ledada
(
14/03/2007 12:45)
marina mihitsy izany e! ny an'ny vehivavy dia RANO foana! rehefa tezitezitra na magaringarika iny dia MANDRORA, rehefa faly² na koa malahelo dia MITOMANY,rehefa mba voasafosafo sy foafihimpihina iny dia KOTSA ary rehefa mba afa-po @ ilay manketsy iny dia MITOSAKA ery!
mariahh
(
16/04/2007 08:49)
marina ve zany!
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny tononkalo
Mpanoratra : Rakotomalalason Jean Olivier (R.JO)Nampiditra : Malalason
Daty : 13/03/2007 14:04