MISAOTRA (raozigasy)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MISAOTRAMisaotra anao mankahery
ilay mpanoratra ao anatiko
misaotra anao nijerijery
ireo aingam-panahy izay tsy tantiko
Misaotra anao maka fy
ireo andian-teny izay nambarako
dia mitozoa ka mamakia
aparitaho ireo ho amboarako
--------
Rohy:
Sokajy :
Eritreritra mandalo - Aingam-panahy
Mpakafy:
Zozoro