Na tononkalo aza sisa (raozigasy)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
na tononkalo aza akiano teny mamy omeko an-dry
dia tsarovinao hatrany
fa vokatry ny fo izany
na anadahy aza sisa
no ataonao tanisanisa
avetsovetsonao ho ahy
dia ekeko tsy manahy
na tsy mihaona aza isika
noho ny antony efa hita
dia tsarovy fa ny foko
tia anao antsokosoko
--------
Rohy:
Sokajy :
Aingam-panahy
Hevitra mandeha
tiarah
(
19/07/2010 13:28)
Mandona hatrany anaty any foana ny aingam panahin inty Mpanakanto inty
raozigasy
(
19/07/2010 13:30)
aiza kosa ry Tiarah a ; mba mampita eto izay aingam-panahy e , io ilay zarao eto nosoratako ihany e hihiihihhi