TIAKO LOATRA FOANA IANAO (raozigasy)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TIAKO LOATRA FOANA IANAO

Efa malemy izato foko,
Ka tsy mahatanty intsony
Izato fisarahan-toerana

Matahotra aho fa sao toloko,
Sy saina tsy hahay mitony
No takaitry ny elanelana

Resabe daholo izany
Fomba firesako ihany
Vazivazy, hanihany,

Ny tena marina dia izao
Tsy afenina aminao
Tiako loatra foana ianao
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
1709 1
Mpakafy: Mitantsotia
Hevitra mandeha
rojosalohy ( 17/01/2009 06:46)
Saingy meteza ihany koa hamatra hoe hatraiza no fetran'ny fitiavana?
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0364