Hafatra (RATAN)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Dia... Sanatria sahady ve?D'efa hampody mpianatra reo mpanabe.
Nohon'ny loza voajanahary ihany.
Enjana! Misesy foana hatrany hatrany.
Dia...hitombo ihany lay fotoana very.
Ny fandaharana ary ity efa tery dia tery.
Maro anie no efa banga,
tsita e! Alefa mody n'inonina hitranga.
Misy aza moa ny mifaly.
Mampanahelo! Maro anefa ny mijaly!
Mivavaka foana hoa ny fanafodiny!
Arahana ezaka, sy vohasana hatramin'ny hodiny!
--------
Rohy:
Mpakafy:
ratan03