in Damné (Riankanto Ny Fitia)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Nahatsiarotsiaro ny saiko dia nahita an'itony, asa soratr'i Riankanto ny Fitia itony Au beau milieu quartier d'Iarive
je sens encore mon coeur qui bat
O beau soleil qui s'agonise
à l'Occident, je suis las...
Ça suffit... J'en ai assez...
J'ai perdu toutes mes espoirs,
le vent qui souffle a dispersé
mon beau parfum, quel dérisoir
Que je fane comme toi, ô fleur
qui se penche sur des feuilles mortes,
enlève-moi ces grands douleurs
ô cher tombeau, ouvres ta porte...
Riankanto,
In Damné
Endrey! ry tanàna manjan'Iarivo
mbola tsaroako mitepo ao ny foko
O, masoandro baliaka mitoetra etsy an'ivo,
eny andrefan-tanàna, no nisy ahy tsaroako. . .
Ampy ahy ny lasa. . . fa aok'izay !
very ao daholo ny fanantenako.
Ny rivo-mitsoaka dia nampiolomay
ny hanitro manja, izay sisa manako
K'hanahaka anao aho r'ilay voninkazo,
toa ravina maty sy miondrika mora
Esory tsy ho amiko, ny alahelo mandazo
Ry fasako Ô! voay, fa tonga ny ora. . .
Dikateny avy amin' i Antsa Tononkalo.R
--------
Rohy:
Sokajy :
Fiononana - embona - Fisarahana - Fahatsiarovana - Alahelo - Eritreritra mandalo - fiainana - Aingam-panahy - Fitiavana
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny tononkalo
Mpanoratra : Riankanto Ny FitiaNampiditra : antsa tononkalo.R
Daty : 26/09/2020 14:58