Any misy boky... (TSY RENDRIKA Spica)

Nantsain'i Antsa Honeywinner
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Any misy boky nosoratana ho anao
Tsy fantatrao fisiana satria ianao mihevitra
Fa tsy misy olombelona mahalala ny iainanao…
Afaka hanoratra ny tantarakelinao
Tsy tianao hozaraina
Sao manavesatra olona
--------
Rohy:
374 1
Mpakafy: ZavonaRakoto
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0118