You are here: home > Vetso

Fiaritiana

Hevitra mandeha

tiftif (27/09/2005 15:56:29)

Mety ve ra mba mangataka ny asa-soratrao iray mba asiana feony

fiaritiana (03/10/2005 13:46:49)

ie tsy maninona ka!!afaka ianao!! bien sur!misaotra niera e!

proost (25/11/2005 11:05:59)

marina ny teninao diso no nanoratako azy misaotra
de tsy hoe miteniteny foana aho @ le satriko malala fa mba manome endrika kanto ny zava-misy fotsiny bis

proost (26/11/2005 17:43:57)

merci bcp e!!
sambatra ah manana anao A+

proost (26/11/2005 17:45:56)

merci merci merci

laza (22/02/2006 12:29:27)

Tena milay tsara ny aingam-panahinao tohizo fa tsara e !

fiaritiana (15/03/2006 17:53:15)

misaotra laza a!dé mirary soa ho anao koa
bizzzz

Hametraka hevitra

Midira aloha