Sao ianao dia efa tsy tia ahy intsony. - Fiaritiana
Azo vakiana?
Ho avy aho...
Ho avy hanasitrana
Ireo fery, tata-bitrana
Nandratra anao hatrizay.
...Kanefa kosa raha nisy
Olo-manam-bitana
Naka izany toerako!
Dia hiala aho moramora
Tsy hiditra handondona
Tsy hila ady akory
Aleoko maka saina
Mandinika ny antony
Sao ianao dia efa
TSY TIA AHY INTSONY...
fiaritiana
Sokajy :
Alahelo
Hevitra mandeha
johan (13/06/2006 10:59:20)
manao ahoana fiaritiana! mihamitombo talenta an!
tsara eh.
fiaritiana (13/06/2006 18:09:45)
Sali Johan!!miezaka mampitombo e! fa tsy dé mitombo loatra!zay inrayu toi vao hita an! miandry anao ny tononkalo e
Mombamomba
Mpanoratra : Fiaritiana
Nampiditra : fiaritianaDaty : 11/06/2006
Mpamangy : 3942
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
Ny fitiavako azyFo maràtra
Tia anao aho...
Iny fitiavako iny
Dans un instant
Fandeferana
Tia sy Tiana
Tsy mijanona eo...
Anio...
Tononkalo iray!