Nampiditra : gasympikalo
Daty : 14/07/2020 08:19
Nijery : 817
Tononkalo: 7 Jereo eto
Mankafy : 1 Ankafizo
Hampiditra tononkalo

Harintsoa Gasy Mpikalo

Anarana : LALA Arson
Fanampiny: Harintsoa
Teraky ny : 13 Aprily 1997 Tao Ambohitrakely
Mpikabary avy ao amin'ny FIMPIMA (FIkambanan'ny MPIkabary MAnerantany)
Mpampianatra Kabary ihany koa
Manoratra tononkalo no tena manavanana azy eo ihany koa ny mihira sy mivetso ary dia mitondra ny anarana hoe Harintsoa Gasy Mpikalo eo amin'ny sehatry ny zava-kanto malagasy.
Mandray ny lanonana rehetra tahaka ny Kabary ampanambadiana sy ny fanentanana lanona sy ny maro isan-karazany.
Raha te hifandray aminy?
ity ny laharana sy ny adiresy mailaka
0342055832/0322244413/0345352623
arlatsoa@gmail.com
Facebook: Harintsoa Gasy Mpikalo
Pejy Velon-kabary
Rohy: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/harintsoa-gasy-mpikalo
Hevitra farany

Mbola tsy misy hevitra

Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0143