tabataba - izaac
Azo vakiana?
tsi hita tsony izay marina
na ni ola no tena fana
tsikely tsi lehibe
mitabataba @ harabe
ni resever ts maraina
tsi atoadro dreo mitabataba
tsi adino ni panera
izay misotona ny hetana
tonga enao eto nalakely
tsi hita ni lala f de tery
mandalo enao posara
tsi hita ra ts soara
mitodikia enao petite vites
otrin vitsk ireo melis
mivoka eano maraina
ni ao trano ilana maina
zani rizareo ni eto à nay
mpitabataba daholo zahay
tsy kely tsy lehibe fa
tena samy mahay
potty
Sokajy :
fiainana
Hametraka hevitra
Midira alohaMombamomba
Mpanoratra : izaac

Nampiditra : emonate
Daty : 03/09/2010
Mpamangy : 870
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
pivarotratokisa
diso fiatefa
zany v le fitiavana
ROVA II
ROVA I
ambadika
2010
REDIREDY
NOFY