pivarotra - izaac
Azo vakiana?
tonga asabotsy teto tana
handeha mb hamonjy tsena
fa malalaka n andro hizhahy
@ 8 ah miala an tnana
ai vare zao no eto analakely
maro ni mpivarotra
ary to totena mamaly
tsy hota f mijaly e!
jereko ni heta na sinoa
varo boba tokoa
hetana maro hisafidianana
mora simba de lamina
behoririkia no tanan ireo sinoa
tsi vitan efa maibo
eo avoko ni kaly sy ni akoho
ni lamba fitafi hiani ko
ao antananarivo
ahitana ireo panarivo
leo ah misafidy
gaga aho tena magidy
Sokajy :
Tontolo iainana
Hametraka hevitra
Midira alohaMombamomba
Mpanoratra : izaac

Nampiditra : emonate
Daty : 03/09/2010
Mpamangy : 1328
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
tabatabatokisa
diso fiatefa
zany v le fitiavana
ROVA II
ROVA I
ambadika
2010
REDIREDY
NOFY