ROVA II - izaac
Azo vakiana?
Mahagaga s mahavarina
ankehitriny tankina s gina
ilay vako pirenena
lasa tsihita izay omena
maro ihany ireo
orinasa efa teo
na vahiny na vaza
dia niala maina oa
jerevo anie ireo
taloha antsika
nanarina azi o
tam saina ts ni pika
tsinisy ni palant
fa nihanikia tarzan
ankehitriny kosa
nidiran trosa
asa izay hitranga
na hovita hiany lery
na ho fatsirovana
tahaka ire lasa
ilay nadoro tsi met tratra
e!
POTTY
Sokajy :
Fitiavana
Hametraka hevitra
Midira alohaMombamomba
Mpanoratra : izaac

Nampiditra : emonate
Daty : 22/12/2009
Mpamangy : 1056
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
pivarotratabataba
tokisa
diso fiatefa
zany v le fitiavana
ROVA I
ambadika
2010
REDIREDY
NOFY