zany v le fitiavana (izaac)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
tam volo vo ny fankalala
tsy tao antsaina mihintsy
zany hoe hifankahala
fa izay rehetra natao

tonet avokoa
isika sy eano tsy zalo
faly ery amonjy randevo
ny gitrika natao avoko

nitarika kalasa
napiaka bady
indrisy fatong
ny ady

vo amabolana
no vita ity tokatrano
de andao ravaiha
f ragahy mamomamo

rafotsy tsy mody atrano
sami tsi manaiky
tsi mety gistra
fa samy te ho ao anaty listra

tokatrano tsi mande
fa varina miliba i madede
tsi tsarona intony hoe
saint valentin



potty
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
1952 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : izaac
Nampiditra : emonate
Daty : 06/02/2010 16:11
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0101