ambadika (izaac)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
aza manadino ahy
ry mpihaino vavaka
aza mba manary ahy
miankina aminao ny fiainanay

aiza irei taloha
toa lasa avoko
izay mandeha
tsinisy niverina

mba manahona izy any
tsy fantatra izay ataony
fa de lasa tsisy veloma
nadeha lasa fona

izao ity r zoky
hany tokana kamboty
tsy mahalala izay atao
varina miantso anao

aza mataotra fa mbola hiaona
na ani ankotra na ho fona
mba fiainana otri niaona
no miandri antsika aoao


anjanranao no???!!!!



potty
--------
Rohy:
Sokajy : fanantenana
1524 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : izaac
Nampiditra : emonate
Daty : 15/12/2009 07:27
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0146