diso fiatefa - izaac
Azo vakiana?
niezahako afoy
nitsikitsiki nao
hafoiko satria
tsi hoahy odoria
azadino enefa
fa mbola tiko enao
tena diso fiatefa
nifitiavako anao
to niova tampoka
ilay fitiavanao
mijaly ity foko
izay nilaozanao
nihany sisa fantaro
dia aleo mangina
hionona aho satria
angamba efa tsi tina
DANIELA
Sokajy :
Fitiavana