You are here: home > Vetso

Tojo Rta Avotra

Tojo Rta Avotra teraka t@ 10/03/1993 ary fony vao 13ans dia efa nanomboka nitia ny tononkalo,19ans vao tena nanomboka nanoratra.Ny "Ny tononkaloko" no tononkalo nosoratany voalohany.mbola tanora dia tanora izy,nefa maniry ny hanandratra ny kanto hatramin'ny fara-tampony,nefa ny fanohananareo mpamaky no angady ho entiny miady izany.mankafiza daholo tompoko :)

Hametraka hevitra

Midira aloha