ILAY FO TOKANA - AHY
Azo vakiana?
Moa mb fatatrao tokoa
Ilay foko mizara roa
Feno tsiky ihany koa
Tsy manam-paharoa
Ilay fo tia anao
Efa ela ka hatramizao
F menatra ah ny ambar
Lay fitiavana lasa adala
Ventsoventso sis atao
Manonofy mitalaho
Fa tiko mants rah enw
Lasa vadiko ao afara ao
Misedr olan isan'andro
Na marain n atoandro
Ts mis miditr an-doha
Fa enw n at am-poko
Vo mahit anw d mazoto
D midoboka ny foko
Stri enw lay 1am-pitia
Omek n fok at an-kavia
Isan'andr mieritreritra
Manontany mierikerika
Tianw zah sa ahoana
Rah ts marin aleok misaon
Sokajy :
ADIN-TSAINA SAMIRERY
Mombamomba
Mpanoratra : AHY

Nampiditra : andrian17
Daty : 25/03/2017
Mpamangy : 1518
Mankafy : 1
Tononkalo hafa
ILAY FITIAVANA MAHERYMitsikia aloha fa io ny a
mitomany aho
Iza ary aho?? Maraina ny
LAY FOKO TIA
Fanahy
FANJAKANA LAFATRA
ILAY TSY HARITRO
MISAOTRA
NY PENIKO