You are here: home > Vetso

Iza ary aho?? Maraina ny - AHY

Azo vakiana?

Iza ary aho??
Maraina ny andro
Marainam-pahoriana
Maraina tsy mis masoandro
Maraina fangirifirina

Iza ary aho??
Ts havan maro
Ary ts havan manana
Fa ilay mpadalo
Mitsindroka vao homana

Iza ary aho?
Ilay mahantra faran-gidiny
Mahantr ts mis mpijery
Mahantr ts mis vidiny
Mahantr mivelon irery

Iza ar aho??
Fonenaku daholo ny lalam-be
Mb itadiavaku ody aina
Ts mis havana mb haleh
Hanome herin-tsaina

Iza ar aho??
Izaho ilay fanao tsinontsinona
Izaho ilay resy n fiainana
Izaho ilay maty mbola velona


Haja Ny Aina

Sokajy : Hambom-po

Hametraka hevitra

Midira aloha