You are here: home > Vetso

mitomany aho - AHY

Azo vakiana?

sendra lasa ny saiko
maminavina anao ry tiko
dia manotany tena oe
izaho ve no diso

            nefa fantatro ankehitriny
            fa fitiavana ts anjar ny atsik
            mial faranana ny amin tsik

tia nef tsy misy mpijery
izany foko manirery
koa aleoko atrizany
toy izay avelanao hitomany

             esoriko anaty eritreritr ny
             momba anao satria raha
             hisisika aho dia ts ho
             raisinao

idray andro any ianao hilaza
fa mbola tia fa amin izay
andro zai izao ilaza fa tsy tia

Sokajy : Tontolo iainana

Hametraka hevitra

Midira aloha