ILAY FITIAVANA MAHERY - AHY
Azo vakiana?
Fitiavan tsar indrindr
Dia tsy az afindrafindr
Fa fitiavan mahari-po
Toy ny lamban'ankoho
Sambatr toko zah r tin
Na dia vo mianamamidr
Satria fitiava-mahery
Rh misark @nw di very
Fitiavn omek dia 100%
Foko mivelatr ef grand
Tik enw mandrakizay
JTM chr d velom @zay
farank @zy n vetso.po
kalokaloin ho anw io
hafatr faran dia izao
hajao ny fitiavak anao
Sokajy :
FITIA MAHERY
Hevitra mandeha
andrian17 (25/03/2017 01:25:42)
Mombamomba
Mpanoratra : AHY

Nampiditra : andrian17
Daty : 25/03/2017
Mpamangy : 1453
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
ILAY FO TOKANAMitsikia aloha fa io ny a
mitomany aho
Iza ary aho?? Maraina ny
LAY FOKO TIA
Fanahy
FANJAKANA LAFATRA
ILAY TSY HARITRO
MISAOTRA
NY PENIKO