You are here: home > Vetso

NY PENIKO - AHY

Azo vakiana?

Lasa lavitra ny saina
any @ iza no hitaraina
te hitroatra nefa indrisy
toa mitady ny tsy misy.

  mécanique no natao
  zao manao tsy fanao
  ny zavatra rehetra vita
  hay automatika

de gaga zany saiko
mahita izany adalako
de tena mihomehy irery
zarako tsy eo ianao hijery

Sokajy : Aingam-panahy